Politique

Keron Idealson “Tokony fampihavanana aloha vao natsangana ny HCJ”


  • Alarobia 04 Novambra 2020

Mety hiteraka adihevitra ny fanapahan-kevitra horaisin` ny Fitsarana avo (HCJ) manoloana ireo raharaham-pitsarana tomponandraikim-panjakana ambony.

 

 

 

Maro no manahy fa hanana endrika fitsarana fanenjehana izay resy ary fitsaran`ny mpandresy ity fitsarana ity. Raha tokony ho izy dia ny fampihavanana no tokony nandeha aloha vao niroso tamin`ny fitorohana, hoy Keron Idealson, solombavambahoaka any Ampanihy. “Mitombina ny ahiahy rehetra. Tokony efa maro ny dingana nolalovan`ny firenena mialoha ny fannganana ny fitsarana avo. Manana hadisoana daholo ireo mpitondra tsy nanangana io fitsarana io ara-potoana. Raha tokony no izy dia nisy ny fampihavanam-pirenena” Namafisiny hatrany fa amin`ireo heloka sy karazana fiarahamonina nisy, na ara-pitondrana nisy dia ao no hamehezana ny rehetra ka tokony manomboka eo no tena hiasa ny fitsarana avo.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT