• Talata 20 Oktobra 2020
Politique.Fizarana an’i Vatovavy Fitovinany Andrasana izay hafitsoky ny depiote

Ankoatra ny fandinihana ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2021, dia isan’ny ho lahadinika halefa eny amin’ny Parlemanta ny resaka fizaram-paritra ka hitsangan’ny faritra faha-23, ambara fa veliranon’ny Filoha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Politique.Maitre Hanitra “Izahay tsy maintsy miteny”

Vao maraina dia efa rakotra mpitandro ny filaminana tao amin’ny Magro Mahajanga ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Politique.Nicolas Dupuis “Tsy manana olana amin’i Njiva sy Dax aho”

Nigadona an-tanindrazana ny sabotsy alina teo ny Delegasiona Malagasy nitondra ny BAREA tany Maroc izay niatrika ny lalao ara-pirahalahiana tamin-dry zareo Burkinabe ny 12 oktobra teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Politique.Antoko DHD “Hay fahefana tsy refesi-mandidy no tanjona ?”

Ny tena nambara dia hoe foanana ny antenimierandoholona fa mandany vola be eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny antoko politika DHD, Hary Naivo Rasamoelina, nampahatsiahy ny nambaran’ny filoham-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Politique.Rivo Rakotovao “Efa ny HCC sy ny primatiora no manao ny asanay ”

Naneho ny heviny manoloana ny valitenin` ny Fitsarana momba ny lalàmpanorenana (HCC) mikasika ny fifidianana loholona ny filohan`ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Politique.Fifidianana loholona “Saritsarin-datsa-bato sisa atao”

Naneho ny heviny manoloana ny valitenin` ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) mikasika ny fifidianana loholona sy ireo fitoriana samihafa ny loholona Luc Rabarison.

Hamaky ny tohiny
FTT