• Talata 20 Oktobra 2020
Politique.Pr Mangalaza Eugène “Mbola hihavana i Ravalomanana sy Rajoelina”

Nivoaka tamin’ny fahanginany tamina fandaharan’ny fahitalavitra tsy miankina iray omaly ny Praiminisitra teo aloha Atoa Mangalaza Eugène.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Politique.Mpitondra fanjakana Tsy mihorohoro amin’ny hetsika politika raha mamim-bahoaka

Miezaka mafy misakana ny mety hisiana hetsika politika eto amin’ny firenena ny Fitondram-panjakana ankehitriny. Nosakanana ny hetsiky tamina toerana manokana tsy miankina tany Mahajanga, ary rakotra mpitandro filaminana ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Politique.Tolona amin’ny tsy fananan-tsata Miandrandra ny depiote ireo lasibatra

Lavitra ezaka ny tolona amin’ny tsy fananan-tsata eto Madagasikara na ny “apatridie”,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Politique.Loholona sy Fanjakana foibe Ho raikitra ny ady ny farany

Nanamafy ny teo anivon’ny Antenimierandoholona ho tohin’ny fanambarana efa nataony ny 07 oktobra, fa mbola tratry ny ankivy ara-bolan’ny Minisiteran’ny vola sy ny tetibola amin’ny tokony hamoahana ny vola hoenti-miasa eo anivon’io andrim-panjakana io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Politique.Gerard Ramamimampionona “Mila manorina ny firenena isika …”

Avy nankalaza ny 62 taona niainana ny atao hoe repoblika isika ankehitriny, hoy ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana Malagasy, Gerard Ramamimampionona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Politique.Faritra faha 23 Miha sarotra ny raharaha

Aza afangaro ny fomban-drazana sy ny raharaha politika, hoy ny raiamandreny avy any Nosy varika, faritr’i Vatovavy fitovinany, Paul Ramandimbison, manoloana ny resabe mikasika ny faritra faha 23. Manana soatoavina manokana ny Tangalamena, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
FTT