• Alarobia 21 Oktobra 2020
Politique.Jaonarison Norbert “Mila mahazaka kiana ny mpitondra”

Isan’ireo mpanao gazety zokiolona nosalorana ny mari-boninahitra “Grand officier de l’ordre national” ny 19 oktobra teo ny mpanao gazety, Jaonarison Norbert.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2020
Politique.Tetibolan’ny Antenimierandoholona Nalefanay any Atsimo, hoy ny Minisitry ny vola

Natokana hiatrehana ny kere any Atsimo ny tetibolan’ny Antenimierandoholona, raha ny voalazan’ny Minisitry ny vola sy ny tetibola Atoa Richard Randriamandranto omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2020
Politique.Komity miaro ny soa iombonana “Andao haverina anaty rafitra ny fokonolona sy fokontany”

Nandray anjara tao anatin’ny atrikasa nataon’ny HCDDED na ny filankevitra ambony momba ny zon’olombelona sy demokrasia ary ny tany tan-dalana izahay, hoy ny avy eo anivon’ny KMSI na komity miaro ny soa iombonana. Nahita famaritana maro isan-karazany ny atao hoe demokrasia sy tany tan-dalana tao anatin’izany ny KMSI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2020
Politique.Loholona mpanohana fitondrana Nijabaka tamin’ny fanambarana nataon’izy ireo

Nilaza ireo loholona am-polony eo, mpiara-dia amin’ny fitondrana ankehitriny, fa efa voaloa mialoha tamin'ity indray mitoraka ity ny vola rehetra entina mivory,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2020
Politique.Rakotomanjato Rodin “Balarora no nentina nandresena tamin` ny propagandy”

“Avohay ny marina. Ohatrinona ny vola miasa fa tsy be oalaoala. Izahay vonona hamoaka ho an` ny vahoaka nefa na voan` akotry iray aza tsy hita” hoy Rakotomanjato Rodin Edmond Georges,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Politique.Mandra-pahatongan’ny 2023 Hangotraka ny fanoherana

Azo antoka ny hihamafisan’ny fanoherana ara-politika hatramin’ny taona 2023, raha tsy misy ny fipoahana ara-politika na toe-javatra goavana mety hiseho mialohan’izay.

Hamaky ny tohiny
FTT