- Alakamisy 22 Oktobra 2020
Politique.60 taona nahazoana ny fahaleovantena Nakana ny hevitry ny olona tetsy Faravohitra
60 taona katroka ny nahazoana ny fahaleovantena isika ankehitriny saingy marobe ireo zavatra mbola tsy niova.
Hamaky ny tohiny60 taona katroka ny nahazoana ny fahaleovantena isika ankehitriny saingy marobe ireo zavatra mbola tsy niova.
Hamaky ny tohinyNiteraka adihevitra tsy ifankahitana nanomboka omaly ny sary naneho ny endrika nisehoan’ny fivoriana ara-potoana teny amin’ny Antenimieram-pirenena sy Antenimierandoholona ny talata 20 oktobra lasa teo.
Hamaky ny tohinyNisokatra tamin'ny fomba ofisialy omaly ny fivoriana ara-potoana faharoa amin’ity taona 2020 ity an'ireo Antenimiera roa tonta, araka ny voafaritra ao anatin` ny lalàmpanorenana ao amin`ny and. faha-75.
Hamaky ny tohinyMatetika ny lalàna mifehy tetibolam-panjakana dia tara dia tar any fahatongavany, kanefa efa fantatry ny governemanta, fa izany no lahadinika tsy maintsy jerena amin’ity fivoriana ara-potoana faharoa ity,
Hamaky ny tohinyNitohy ny sabotsy 17 oktobra teo ny hetsiky ny 14 oktobra nataon'ny antoko PSD tao Mandritsara ka niroso tamin'ny fanolorana baolina filalaovana matihanina miisa 20 ny sekolin'ny baolina kitra ''Androna formation''
Hamaky ny tohinyNamolavola ny « plan strategique de l` Assemblée Nationale de Madagascar» ny teo anivon` ny birao maharitry ny Antenimeiram-pirenena izay ahitàna ireo tetikasa maro hahafahana manatratra ireo tanjona efa napetraka amin`ny fanaovana lalàna.
Hamaky ny tohiny