• Zoma 23 Oktobra 2020
Politique.Ramboasalama Emilien « Ampiharo ny tondrozotra »

Araka ny voafaritra ao anatin` ny lalàmpanorenana ao amin`ny and. faha- 75 dia miroso amin`ny fandinihana sy fandaniana ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana ho amin`ny taona 2021 ny antenimiera roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2020
Politique.Paul Rabary “Aoka izay ny fakan-tahaka”

Misy fiantraikany lehibe teo amin’ny lafiny ekonomika sy sosialy iny Coronavirus iny, hoy ny mpahaifiarahamonina, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2020
Politique.Rivo Rakotovao “Avoahay ilay 1000 miliara Ariary …”

Naneho ny heviny ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rivo Rakotovao teo anatrehan’ny Filazan’ny Minisitry ny vola fa nalefa any Atsimo ny vola hiasan’io Andrim-panjakana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2020
Politique.Solombavambahoaka Atao inona intsony fiara 4x4 ?

Efa zary fomba fanaon` ireo solombavambahoaka eny Tsimbazaza no manao takalon` aina ny raharaham-pirenena. Anisan` ny fitakiana fiara tsy mataho-dalana 4x4 notakiany hatry ny ela ankoatra ny karama sy ny tambiny omena azy tsirairay, izay efa midangana be.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2020
Politique.Fitantanana firenena “Mbola ao foana ny valifaty politika”

“Raha mbola ho tsaingotsaingoina ny fitantanana firenena dia tsy ho tanteraka ny fampantenaina. Lasa mandrebireby sy manadala saim-bahoaka fotsiny” hoy Fetra Ralambozafimbololona,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2020
Politique.Filankevitry ny vehivavy “Nampanantena hametraka miralenta ny filoham-pirenena”

Nampanantena ny hametraka ny atao hoe miralenta ao anatin’ny fitantanana ny firenena ny filoham-pirenena, hoy ny avy eo anivon’ny CNFM na filankevim-pirenen’ny vehivavy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT