• Alatsinainy 26 Oktobra 2020
Politique.Plateau Mahafaly Mangataka ho faritra faha-24

Raha an-dalana ny fametrahana ny faritra faha-23 amin` ny fizarana ho faritra roa Vatovavy sy Fitovinany dia mitohy hatrany ny fangatahana sasany amin` ny fametrahana faritra faha-24.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020
Politique.Hanitra Razafimanantsoa “Nalefa an-tsokosoko any Maorisy ny entan’ny Tiko”

Misy tamin’ireo fitaovana tao amin’ny ozinin’ny TOP (Tiko Oil Product) sy ny Margarinerie Toamasina re fa lasa any amin’ny nosy Maorisy, hoy ny Depiote Hanitra Razafimanantsoa omaly nandritra ny fandaharana manokana nandeha tamin’ny haino aman-jery.Fitaoana avy any Allemagne izy ireo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020
Politique.Tsihombe Vita ny fametrahana samboadin` ireo ben' ny tanàna

Taorian` ny fametrahana samboady an` ireo ben` ny tanàna voafidy tao amin'ny distrikan' Ambovombe dia anjaran` ny disitrakan` Tsihombe indray no nanatanterahana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Politique.Fiara 4x4 sy fisotroan-dronono “Rariny” ny fitakianay, hoy ireo depiote

Mitaky ny hanomezana azy ireo ny fiara tsy mataho-dalana 4x4 sy ny hahazoan`izy ireo fisotron-dronono ny solombavambahoakan`i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Politique.Marie Michel Robivelo “Fokonolona no fototra iaingan’ny fampandrosoana”

Ny fokonolona amiko no fototra iaingan’ny fampandrosoana eto Madagasikara, hoy ny mpampianatra mpikaroka, Marie Michel Robivelo, izay mamita “doctorat” momba izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Politique.Mpifidy vaventy Mety hiova ny lisitra

Mitentina 1,8 miliara ariary ny tetibola ilaina amin` ny fanatanterahana ny fifidianana loholona amin`ny 11 desambra izao. Raha ireo tetiandro voaray hatrany dia ny 29 oktobra izao no mivoaka ny lisitra farany ireo kandidà izay miisa 14 hatreto.

Hamaky ny tohiny
FTT