• Zoma 13 Novambra 2020
Politique.Jean Eric Rakotoarisoa “Ny hilaminan’ny firenena no tanjonay”

Tamin’ny Frantsay nametraka ny azy, tamin’ny Fitsarana tampony Amerikanina nametraka ny azy tahaka io ihany koa no niainan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Politique.Rivo Rakotovao Nahazo ny hafatra avy amin’ny filohan’ny HCC

Naneho ny heviny momba ny tsy fivorian’ny antenimierandoholona noho ny tsy fisian’ny vola hoenti-miasa na koa ny olan’ny ara-bolan’ny antenimieram-pirenena ny Filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) Atoa Jean Eric Rakotoarisoa omaly, nandritra ny fitokanana ny trano vaovao iasan’ny mpiasan’ny HCC.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Politique.Paul Rabary “Misy kolontsainana herisetra goavana eto”

Fiarahamonina misy kolontsainana herisetra goavana be ny fiarahamonintsika, hoy ny mpandinika fiarahamonina, Paul Rabary. Mila jerena manokana io. Isany ny kapoka amin’ny fitaizana ankizy mbola kely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Politique.Fandriampahalemana ao Ihorombe Andrasana ny paikadin’ny governora vaovao

Administratera sivily, mpitsara, olon’ny haifiarahamonina na “Sociologue de formation” ary efa lehiben’ny distrika tao Manakara sy Vatomandry ary Ambilobe. Efa Talen’ny Fampiroboroboana ny Vehivavy sy ny Miralenta tao amin’ny Ministeran’ny Mponina sy Sekretera Jeneralin’ny Faritra Atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Politique.Fifidianana loholona 12 465 ireo mpifidy vaventy handray anjara

Amin`ireo mpifidy vaventy miisa 12 465 ao anatin’ny lisitra amin’ny fifidianana loholona amin’ny 11 desambra ho avy izao dia : 2428 no avy eto amin`ny faritanin’Antananarivo ; 1 114 any Antsiranana ; 3 144 any Fianarantsoa ; 1 854 any Toamasina ;

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Politique.Rodoben’ny mpanohitra “Adidinay ny manaparitaka ny fanoherana”

Tsy maty tsy akory na sanatria natoritory ny rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara, hoy ny talen’ny seraserany, Gaby Vakiniadiana. Eo ny fametrahana ny rafitra madinika any amin’ny fokontany, distrika, faritra rehetra any.

Hamaky ny tohiny
FTT