• Talata 10 Novambra 2020
Politique.Clémence Raharinirina « Hotorianay ny Ben’ny tanàna »

Nampanantsoina fanindroany teny amin’ny Sampan-draharaha misahana ny heloka an’habaka na ny “cybercriminalité” i Clémence Raharinirina Mpanolontsain’ny CUA taorian’ny niantsoana azy ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2020
Politique.Minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola Misy depiote miketrika hanongana azy ?

Mandeha ny resaka fa raikitra ny fanangonan-tsonia mangataka ny fanesorana ny Minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola Atoa Richard Randriamandranto. Solombavambahoaka maro avy amin’ny vondrona parlemantera samihafa no voalaza fa efa manohana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2020
Politique.Filankevitry ny fampihavanana Malagasy Nanolotra 6.005.000 ariary hanampiana ny any atsimo

Taorian’ny antsoavo nataonay teo anivon’ny komitin’ny fampihavanana Malagasy izay niantso firaisankinam-pirenena, hoy ny filohan’ny CFM, Maka Alphonse, tetsy amin’ny BNGRC Antanimora omaly, hamonjena ireo havantsika any atsimo dia mahatsiaro manana andraikitra koa izahay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2020
Politique.Clémence Raharinirina « Ny ben’ny tananan’Antananarivo no nitory ahy »

Mazava izao fa ny ben'ny tanànan'Antananarivo lany tamin'ny anaran’ny vondrona IRK, Franck Michel Niaina Andriantsitohaina, no mitory ny mpanolotsaina IRK, Clémence Raharinirina, ety amin’ny “service central de lutte contre la cybercriminalité”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2020
Politique.Andry Rajoelina Niarahaba an’i Joe Biden

Nirahaba an’i Joe Biden, ho Filoha Amerikanina vaovao ny Filoha Malagasy Andry Rajoelina. Miarahaba an-kafaliana ny Filoha lany Joe Biden amin’ny maha Filoha faha-46 ao Etazonia,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2020
Politique.Endrim-piarahamonina tsara hampiharina eto Hozarain’ny CFM tsy ho ela ny horonantsary

Anatina fotoana misy faharavana be dia be eo anivon’ny fiainana isika izao, hoy ny avy eo anivon’ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy, sampana Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT