• Alakamisy 12 Novambra 2020
Politique.Vaky ny adin’ny samy mpitondra Nifampitandroka i Rinah R sy Brunelle

Vaky tanteraka ny adin’ny samy ao anaty Fanjakana, nivoaka ny resaka voalaza nifanaovan’ny Tale sereseran’ny Fiadidian’ny Repoblika Rtoa Rinah Rakotomanga sy ny Depioten’Ikongo Jean Brunelle Razafitsiandraofa, izay tsy nisy aloha ny fandisoana ofisialy amin’ny maha tsy mitombina azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Politique.Resa-bola 7 miliara Ar tsy ampy Mampiaka--peo ny depiote

Banga hatramin’ny 7 miliara ny tetibolan’ny antenimieram-pirenena, ka tsy afaka handoavana ny solika hoenti-miasa, handoavana ny karaman’ny “assistants parlemantaires”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Politique.Antoko Gasy mifankatia “Fototr’olana eto ny fivangongoam-pahefana”

Eo anatrehan’ny savorovoro politika misy eto amin’ny firenena dia nampahatsiahy ny avy eo anivon’ny antoko politika, Gasy mifankatia, tarihin’ny filohany, Zafivao Jean Louis, fa nanolotra kandida ho filoham-pirenena izy ireo ny taona 2018 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Politique.Raharaha Anthelme , Onitiana, Reboza, Ato ho ato ny fanapahan-kevitra…

Amin’ity herinandro ity no handray fanapahan-kevitra momba ny raharaha goavana mahakasika minisitra 4 teo aloha ny eo anivon’ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Politique.Antenimieram-pirenena Misy Claudine vaovao ?

Mitohy ny fimenomenomana eo amin’ireo solombavambahoaka amin’izao satria mbola tsy nandray karama volana oktobra ireo mpanolontsaina ireo depiote hatramin` ny omaly 10 novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Politique.Fitoriana 6033 voarain’ny Bianco Fanodinana volam-panjakana ny ankamaroany

6033 ny isan’ny fitoriana kolikoly voarain’ny Bianco ny taona 2019, ary tany amin’ny taona 2008 no nisiana fahasahiana tahaka io. Raharaha fanodinkodinana volam-panjakana no betsaka indrindra tamin’io, ary rehefa vandana dia kary fa tsy misy hoe manenjika.

Hamaky ny tohiny
FTT