- Alatsinainy 16 Novambra 2020
Politique.Mpanohana ny fitondrana Maro no efa very tadidy
Miteraka resa-be ny fanaovan` ny depiote avy amin` ny mpanohitra tatitra sy fitsidiham-paritra ataony.
Hamaky ny tohinyMiteraka resa-be ny fanaovan` ny depiote avy amin` ny mpanohitra tatitra sy fitsidiham-paritra ataony.
Hamaky ny tohinySamy mafoaka, hoy ny vazivazy zarintenan’ireo mpitazana nahita ny famoriam-bahoaka nitranga tao Antsirabe nandritry ny hetsiky ny antoko politika Tiako i
Hamaky ny tohinyNampihetsi-po ny resaka fitaterana ny Mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara avy any Abidjan ny sabotsy tolakandro na mety tsy ho tsiaritry ny rehetra aza.
Hamaky ny tohinyHafampana ny toe-draharaha ao Antsirabe anio. Hamory vahoaka ao amin’ny Magro Avaratsena manomboka amin’ny 11 ora ireo Vondrona olom-boafidy “Collectifs des Parlementaires” milaza hanao tatitra; Ao anatin’izany ihany koa ny Vondrona Panorama, RMDM, TIM,…
Hamaky ny tohinyTonga teny amin’ny Fitsarana misahana ny kolikoly (PAC) 67Ha ny antoko Otrik’afo omaly 13 novambra, mba hametraka fitoriana momba ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyMangotrangotraka ny toe-draharaha politika anatin’ny fitondrana Rajoelina Rajoelina. Misy ny efa vaky am-batolampy, ary misy ny hita taratra amin’ny fihetsiky ny tsirairay.
Hamaky ny tohiny