• Talata 17 Novambra 2020
Politique.Christian Tabera “Ny mpitondra ihany no hifanongana eo”

Mitombo miandalana ny herin’ny fanoherana ary fahombiazana ny dianay tany Antsirabe, hoy ny mpanao politika mivondrona ao amin’ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara, Christian Tabera.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Novambra 2020
Politique.Loholona Jafetra Randriamanantsoa “Ho tsarain’ny tantara isika”

Maha sadaikatra ary manahiran-tsaina, hoy ny loholon’i Madagasikara, Jafetra Randriamanantsoa,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Novambra 2020
Politique.Ben’ny tanàna ao Ifanadiana Na ny birao hiasany aza tsy misy

Na ny birao hiasan’ny Ben’ny tanàna voafidim-bahoaka manerana ireo kaominina 11 isa ao Ifanadiana aza tsy misy raha araka ny loharanom-baovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Novambra 2020
Politique.Minisitry ny atitany Nanakiana mafy ny mpanohitra

Nanome lesona sy nanakiana ny mpanohitra ny Minisitry ny atitany Atoa Tianarivelo Razafimahefa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Novambra 2020
Politique.Andevozin’ny kajy politika Voazimbazimba hatramin’ny sainam-pirenena

Tsy fitia te hitsikera be fahatany, fa efa tena mihoatra ny fefy kosa ny fanindrahindrana ny loko politika « orange »,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2020
Politique.Hetsiky tany Antsirabe Miha matanjaka ny mpanohitra

Karazana anjomara ho an’ny Fanjakana Rajoelina ny fahazoan’ny mpanohitra vahoaka maro be tao Antsirabe ny sabotsy teo, na MAPAR aza ny Ben’ny tanàna sy ny Governora.

Hamaky ny tohiny
FTT