• Alakamisy 17 Novambra 2022
Politique.Politika avo lenta Nangina tanteraka i Ravalomanana

Nangina ary tsy hita tabilao firy tamin’ny politika ny Filoha teo aloha Atoa Marc Ravalomanana. Paikady politika sa fakana bahana amin’ny ho avy? Ny azo antoka, tsy tongatonga ho azy ny fahanginan’ity Filoha teo aloha ity. Tombanana ho paikady politika hiatrehana ny ho avy. Maro ireo toe-javatra: ara-politika, ara-toekarena, sosialy, diplaomasia, jeopolitika,…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Politique.Tetibolam-panjakana 2023 Mamofona fampanantenana rivotra indray…

Voarakitra ao anatin’ny volavolana tetibolam-panjakana na PLFI 2023 da mitentina 14 536 miliara Ar 3, 6 miliara dolara eo raha havadika ho vola vahiny mahery ny teti-bolan'ireo minisitera sy andrimpanjakana hoenti-miasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2022
Politique.Harivola Raharinosy “Hadisoana goavan’ny fitondrana ny nametraka governora”

Tsy maintsy atao ny fikaonandoham-pirenena, hoy ny mpanao politika sady mpandraharaha, Harivola Raharinosy, satria I Madagasikara aloha dia firenena miankin-doha tanteraka amin’ny mpamatsy vola any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Novambra 2022
Politique.Christian Andriatsimiavona “Aleo ny olona adala tsy omem-pahefana…”

Vanim-potoana manatratra ny tanjon’ny arivo fahatelo isika izao, mba hitondrana rivo-baovao. Mivoatra ny tontolo, tonga amin’ny satan’ny adalo na “verseaux”,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Novambra 2022
Politique.Fitondrana Rajoelina Hafa ny lazain’ny vava, hafa ny atao

Hanova ny tantara isika, hoy ny filoham-pirenena ankehitriny izay, nefa izay manadino ny tantarany dia voahozona mbola hiaina izany, hoy ny filozofa, Karl Marx.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Novambra 2022
Politique.Rakotomalala Henry na Riribe “Mpanao sinema loatra ity fitondrana ity”

Mirona loatra mankany amin’ny fahapotehan’ny firenena ny zava-misy iainantsika vahoaka malagasy amin’izao fotoana izao, hoy ny mpanao politika, Henry Rakotomalala na Riribe.

Hamaky ny tohiny
FTT