• Alatsinainy 14 Novambra 2022
Politique.Vondrona, fikambanana, antoko politika… Mitaky tsy misy hatak’andro ny famoahana ireo gadra politika

Tao aorian'ny fakan-kevitra avy amin'ireo vondrona sy antoko politika, fikambanana, olon-tsotra izay nivory tao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2022
Politique.Raharaham-pirenena mihitsoka Nokianin’ny ACS mafy ny praiminisitra

Misy ny zo fototra na karama nandritra iny tetezamita iny izay mbola tsy voarainay satria mbola tsy nalohan’ny fitondram-panjakana hatramin’izao isika miteny izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2022
Politique.Politika 2023 Barofo hivaly barofo ?

Lavitry ny kitay ny afo amin’ny hisian’ny fahamarinan-toerana ara-politika eto amin’ny 2023, raha tsy miova ny sary politika miseho ankehitriny. Mbola resaky ny moana sy ny marenina ny an’ny mpitondra sy ny mpanohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2022
Politique.Ny Rado Rafalimanana “Efa fanambakana ny malagasy izao”

Nanandrana nivezivezy ny tananan' Antananarivo renivohitra ny tena anio (TTF: omaly) nanomboka tamin'ny 8 ora maraina ka hatramin'ny 5 ora hariva,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2022
Politique.Serasera sy fakana sary any ivelany Tsy mety mivadika ho vola hoenti-miasa akory

Henjana ary mila traikefa sy fahaiza-manao ny fitantanana sy fampandrosoana firenena, fa tsy vitan’ny filalaovana sary sy serasera, tsy vitan’ny propagandy sy fampanantenana misavovona,…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2022
Politique.Kaomisionin’ny Ranomasina Indianina Hanamafy ny Fikambanan’ireo parlemantera

Nisy ny fihaonan’ireo filohan’ny antenimiera mpikambana anatin’ny COI (Commission de l’Océan Indien) omaly 09 novambra 2022 ho fameloma-maso

Hamaky ny tohiny
FTT