Politique

Andrefan’Ambohijanahary Hanomboka anio ny fikaonandoham-pirenen’ny HIFFIM


  • Alarobia 14 Desambra 2022

Ho sokafana amin’ny fomba ofisialy anio etsy amin’ny Mon gouter Andrefan’Ambohijanahary ny fikaonandoham-pirenena hitadiavana vahaolana manoloana ny zava-misy eto Madagasikara,

raha ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny mpikarakara izany dia ny Hetsika iombonana ho an’ny fanarenana sy fanorenana ifotony an’I Madagasikara na HIFFIM. Raha tsiahivina fohy dia isany ho dinihina mandritra izao fikaonan-doha izao ny mikasika ny rafitra tokony hitantanana ity firenena sy ny fahafaha-manadio ny fanatontosana ny fifidianana rehetra atao eto Madagasikara. Tsy hihoatra ny 3 andro ny fifampidinihina. Ho hita eo tokoa, araka izany, raha handraisan’ny rehetra anjara ity fikaonan-doha ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT