Politique

Depiote Anyah “Efa milamina tanteraka ny antenimieram-pirenena”


  • Alakamisy 15 Desambra 2022

Na inona na inona tsy fitovian-kevitra, hoy ny depiote voafidy tao amin’ny boriboritany fahatelo, Aina Rafeno na Anyah,

dia tokony ho tanjona iraisana hatrany ny hampandroso an’i Madagasikara sy hampiadana ny vahoaka ao anatiny. Mety misy, hoy izy, ny savorovoro maro samihafa. Niezaka nanamafy ny fitoniana eto amin’ny firenena ny andrim-panjakana misy anay tao anatin’ny fanambarana maro nataon’ny lehiben’ny andrim-panjakana. Ny fandroritana amin’ny haino aman-jery angamba no betsaka fa raha ny tena zava-misy dia efa miroso amin’izay fiandrianam-pirenena izay isika. Ny haino aman-jery sy tambazotra maro samihafa no nampisavorovoro fa efa milamina tanteraka ny eo anivon’ny antenimieram-pirenena, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT