- Talata 15 Novambra 2022
Politique.Fitifirana mampiady hevitra Nomelohin-dRajoelina, Ravato, Hajo…
Raha toa ka misy ny mandray sy mieritreritra ho sinema politika ny fitifirana ny fiaran’ny ben’ny tanànan’Antananarivo,
Hamaky ny tohinyRaha toa ka misy ny mandray sy mieritreritra ho sinema politika ny fitifirana ny fiaran’ny ben’ny tanànan’Antananarivo,
Hamaky ny tohinyNanao fanairana eo anatrehan’ny fingitrihana ataon’ny solombavambahoaka maro ao anatin’izao fivoriana ara-potoana izao ny depiote Rahasimanana Paul Bert na Rossy omaly.
Hamaky ny tohinyNa tiana na tsia, rehefa mitondra fanjakana ianao dia manana politikam-pampandrosoana ianao izany, hoy ny mpandrindra nasionalin’ny antoko politika Marina, Désiré Ranaivoson.
Hamaky ny tohinyManoloana ny zava-misy ankehitriny izay hita fa tsy mandeha amin’izay izy intsony, tahaka izao fako be hitantsika eto Anosibe izao, ny mpitondra mi-werawera fotsiny manerana an’I Madagasikara,
Hamaky ny tohinyMametraka hatrany ny hoe fanjakana teny ierana, manaja ny marina sy ny rariny ary ny hitsiny ny antoko politika Marina, hoy ny mpandrindra nasionaliny sady mpandinika tantara, Désiré Ranaivoson.
Hamaky ny tohinyRaha mpitondra be sinema sy mihevitra ny vahoaka ho bado tsy misy tahaka ity Fitondrana ity tao anatin’ny 62 taona. Mahita zavatra hatao hampalazana tena, hanodinana saim-bahoaka, tia manabado vahoaka,
Hamaky ny tohiny