• Alakamisy 24 Novambra 2022
Politique.Fikaonandoham-pirenena Raisina ao Antaninarenina rahampitso ireo volavolan-kevitra

Ho tohin’ny fanambarana ny 31 oktobra 2022 tao Bel’air sy ny tao amin’ny Soimanga Manakambahiny ny 14

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Politique.Toe-draharaha politika mafana Tonga manao fakan-kevitra eto ny SADC

Manatanteraka iraka eto Madagasikara ny iraky ny Vondrona SADC nanomboka omaly 23 novambra hatramin’ny 28 novambra ho avy izao. Isan’ny heverina ho lehibe ao anatin’io ny resaka politika sy ny toe-draharaha mialohan’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Politique.Tsy azo atao ankamehana ny fifidianana “Mbola tsy mifampatoky isika malagasy

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina ny fitsanganan’ny Hetsika iombonana ho fanarenana sy fanorenana ifotony an’I Madagasikara na H.I.F.F.I.M.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Politique.Tetibolam-panjakana Ny vina betsaka, ny fanatanterahana mbola ankamantatra

Natolotry ny minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola Rtoa Rindra Hasimbelo Rabarinirinaroson tamin’ny ankapobeny omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Politique.Barson Rakotomanga “Mampihomehy foana ny didim-pitondrana avoakan’ilay minisitera”

Efa iarahantsika mahalala ny antony nanaovan’ny Randrana sendikaly hetsika maro fa dia saika niompana tamin’io olana ao amin’ny CNaPSio, hoy ny sekretera jeneralin’ny Randrana sendikaly, Barson Rakotomanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy maintsy hisy fifidianana, soraty ny anarana”

Tahafoana tamin’ireo mpanara-dia azy tao Morondava ihany I Marc Ravalomanana ny sabotsy 19 novambra 2022 na teo aza ny sakantsankana natao tamin’ny fanamarihana ny faha-20 taonan’ny TIM natao tao Morondava.

Hamaky ny tohiny
FTT