• Alatsinainy 21 Novambra 2022
Politique.Norbert Lala Ratsirahonana Tsy filohan’ny AVI intsony, ny politika mitohy

Nanambara ofisialy ny fialany tsy ho Filoha mpitantana ny Antoko AVI (Asa Vita no Ifampitsarana) Atoa Norbert Lala Ratsirahonana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Politique.Morondava Niseho indray ny revin-gadran’ny IRD

Noraisina tamin’ny fomba makotrokotroka tao Morondava ilay tovolahy antsoina hoe: fetra naka tahaka ny Filoha Andry Rajoelina tamin’ny fandaharan’ny fahitalavitra tsy miankina iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Politique.Andry Rajoelina Miampy isan’andro ny fampanantenana tsy tanteraka

Ny fangatahanay dia mba ny fanjakana mihitsy no mibaby sy miandraikitra ny fandoavana ireny “Coupe du Monde”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Politique.Malagasy miara-miainga Nanamafy fa tsy hanohana intsony ny fitondrana

Nandritra ny fikaonandoham-paritry ny antoko politika Malagasy Miara-Miainga na MMM teto Analamanga dia nisy ny tsao-kevitra vitsivitsy nosintomina avy tamin'ny fanehoan-kevitry ny mpikambana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Politique.Governemanta Miozongozona ny sezan’ny minisitry ny asa vaventy…

Hafahafa ny tsio-drivotra any anaty Fanjakana mikasika ny Minisitry ny asa vaventy Atoa Jerry Hatrefindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Politique.Fanapahan-kevitra eto amin’ny firenena Miezaka manome lanja ny vehivavy ny EISA

Vovonana iray miezaka manome lanja ny vehivavy Malagasy ny EISA na ny Institut Electoral pour une démocratie durable en Afrique manoloana ireo karazana fanapahan-kevitra raisina eto amin’ny tany sy ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT