Politique

Fifidianana mangarahara sy eken’ny rehetra Asa be io , hoy ny vondrona Afrikanina


  • Alakamisy 15 Desambra 2022

Tontosa omaly tetsy amin’ny Novotel Ivandry ny atrikasa fanamafisana fandriampahalemana izay nokarakarain’ny avy eo anivon’ny vondrona Afrikanina.

Ho an’i Madagasikara manokana dia nantsoina teny an-toerana avokoa ny mpikamban’ny antenimieram-pirenena, mpisehatra politika, sehatra tsy miankina, fiarahamonim-pirenena mba hanao latabatra boribory hifanakalozam-baovao mikasika ny fitantanana krizy aty Afrika, hoy ny solontenan’ity vondrona ity eto amintsika, Hawa Ahmed Youssouf. Tonga eto, hoy izy, ireo manam-pahaizan’ny vondrona afrikanina hizara izany traikefa rehetra izany. Te hametraka mazava ny satan’ny demokrasia sy ny fifidianana ary fomba fitantanana izahay. Isan’ny asa be ny hahatongavana amin’ny fifidianana mangarahara sy eken’ny rehetra izany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT