- Zoma 02 Aprily 2010
Politique.Joyandet hihaona amin-dRavalo Resaka ‘Poisson d’Avril’
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Azo ambara fa nihaino ny tenin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ary tapa-kevitra ny hanampy an’i Madagasikara amin’ny famahana ny krizy ny fitondrana frantsay.
Hamaky ny tohinyMila ho isan’andro vaky izao no andrenesana vaovao momba ny miaramila eto amintsika. Niezaka ny nanazava ny sain’ny olona ny amin’ireny karazana vaovao sy resaka miparitaka etsy sy eroa ireny moa ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny foloalindahy, ary indraindray aza izy ireo dia manome tsiny ny mpanao gazety ho mpampiady sy mpanely tsaho.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Ao anatin’ny asa tanteraka any Afrika Atsimo ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ary maro dia maro ny fifampiresahana sy fivoriana ataony amin’ireo tompon’andraikitra isan-karazany eo anivon’ireo fikambanana iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohiny