- Alarobia 02 Jona 2010
Politique.Hery Politika Mitambatra “Tsy misy intsony ny maha fanjakana ny fanjakana”
Voaporofo izao fa mihatra tokoa ny sazy navoakan’ny Vondrona Afrikanina momba an’i Madagasikara satria tsy voaasa hiatrika ilay fihaonan’i Frantsa amin’ireo firenena Afrikanina tany Nice Frantsa isika, araka ny hevitry ny Hery Politika Mitambatra (HPM) tamin’ny alalan’ny Dr Randriamiandrisoa Joseph.
Hamaky ny tohiny
