- Alakamisy 10 Jona 2010
Politique.«FIGN» Nahazo fampiantsoana koa i Satrobory
Mitatra toy ny sima misioka ny raharaha FIGN. Mitombo hatrany ny olona antsoina hanatona ny sampandraharahan’ny zandary misahana ny heloka bevava mba hohadihadiana. Ankoatra ireo pasitera maromaro sy Henri Lecacheur dia fantatra koa izao fa antsoina i Satrobory mba hohenoina.
Hamaky ny tohiny
