- Alatsinainy 14 Jona 2010
Politique.Marc Ravalomanana Nihaona tamina filoham-pirenena maromaro
Filoham-pirenena maherin’ny 10 no nihaona sy nifampiresaka tamin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana taorian’ny lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Mondial 2010 tatsy Afrika Atsimo ny zoma lasa teo.
Hamaky ny tohiny
