Politique

Zafilahy Stanislas Raiso ny andraikitra !


  • Talata 06 Jolay 2010


«Fiverenana amin’ny ara-dalàna, fiverenan’ny filoha Ravalomanana sy Ratsiraka an-tanindrazana, ny fahalanian-dRavalomanana amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy eo. Ireo no tanjona ho an’ny ankolafy Ravalomanana», hoy i Zafilahy Stanilas. Fanakiviana ny olona ny filazana fa hametra-pialana amin’ny asa fanelanelanana i Chissano. Satrin’ny olona sasany, hoy izy, ny hitarazohan’ny tolona. Mila mampitovy fijery amin’ny fikarohana vahaolana ny rehetra, hoy izy. Fantara ihany koa fa manjaka ny gaboraraka, santionany tamin’ny ohatra nomeny eo anivon’ny ministera iray eny Anosy eny fa dia ny Sekretera jeneralin’io ministera io mihitsy no mpamatsy ny entana ilaina ao. Noho ireny gaboraraka ireny dia miainga any ny fanadihadiana. «Tsy ho an’ny Magro irery ihany fa ho an’ny taranaka fara mandimby ny tolona atao», hoy ihany ity solombavambahoakan’i Vavatenina ity. «Raisintsika ny adidy sy andraikitra», hoy ihany izy. Saingy mitaky firaisankina sy fitiavan-tanindrazana izany. 

Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT