- Alarobia 21 Jolay 2010
Politique.Dinika Santatra Manomboka ny fidinan’ireo iraka any anivon’ireny distrika
Nifarana ny herinandro lasa teo ny fiofanana nomena ireo hisolotena ny Vondronolom-pirenena sy ny Raiamandreny Mijoro ho any amin’ireo distrika mandritra ny Dinika santatra. Ny alatsinainy teo no nanomboka nandray ny fiaingana ireto solontena ireto.
Hamaky ny tohiny
