Politique

Dr Raharisaina Hery “Dinika tsy manala olana ny vahoaka malagasy io !”


  • Alakamisy 29 Jolay 2010


Nahitsy ny tenin’ny Dr Raharisaina Hery, depiote Tiako I Madagasikara voafidy tao Vohémar, faritra SAVA, raha naneho hevitra mikasika ny Dinika Santatra, karakarain’ny Raiamandreny Mijoro sy ny « Coalition des organisation de la société civile» nilaza fa «tsy manala olana ny vahoaka malagasy io Dinika Santatra io». Nanamafy ity mpikambana ao amin’ny ankolafy Ravalomanana ity, fa «ny ankolafy telo, indrindra indrindra ny ankolafy Ravalomanana, dia tsy mankasitraka ary tsy mandefa ny Tia Tanindrazana handray anjara amin’io Dinika Santatra io. Fanapahan-kevitr’olon-tokana foana io. Tsy manala olana ny vahoaka malagasy eto Madagasikara. Volam-bahoaka no lany ao, nefa tsy misy dikany ny zavatra ho tapaka ao. Fandaniam-poana ny volam-bahoaka, ka tsy izy io».

Nambarany koa fa na ny any Vohémar nahavoafidy azy aza, «tsy misy marisika amin’io dinika santatra io ny olona».
 
Nangonin’i Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT