- Alarobia 04 Aogositra 2010
Politique.Amoron’i Mania Arovan’ny jeneraly Dolin mafy ny lehiben’ny Faritra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny raharaha tokantranon’ny GTT International, ny Tiako I Madagasikara, ny krizy sy ny vahaolana amin’izany, ny politika sy ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny. Anisan’ny itondran’ny Dr Ratefinanahary Emile fantatry ny maro amin’ny solon’anarana hoe : Vazaha fanazavana tamin’ny dinidinika nifanaovan’ny Tia Tanindrazana taminy ireo, araka izao manaraka izao.
Hamaky ny tohinyMahatsiaro tena ho latsa-danja tanteraka ireo mpanolotsaim-paritra ao Vakinankaratra ao, ka tapa-kevitra sy niray feo hitaky ny tena maha izy azy eo anivon’ny Faritra amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mafanafana ny rivotra politika ao Antsirabe ao. Mihazakazaka ny fandehan’ny raharaha hatramin’ny zoma 30 jolay teo, nisian’ny lanonana famoahana andia-miaramila tao amin’ny Akademia miaramila Antsirabe ka nahatongavan’i Andry Rajoelina, filohan’ny FAT, sy ny jeneraly Camille Vital, praiministra, tany an-toerana.
Hamaky ny tohiny