• Alarobia 11 Aogositra 2010
Politique.Alain Andriamiseza Ilaina ny fankatoavan’ny sehatra iraisam-pirenena

Manamafy i Alain Andriamiseza, filoha nasionalin’ny antoko MCDM sady mpitarika ny FFM fa ilaina ny fankatoavan’ny sehatra iraisam-pirenena ny fitondrana tetezamita, mba hahafahana miroso amin’ny dingana manaraka, tahaka ny fikarakarana ny fifidianana ohatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2010
Politique.James Ratsima – Sekretera jeneralin’ny antoko Fihavanantsika Tsy vahaolana amin’ny krizy ny dinika politika eny Ivato

Fipasohana ny efa malama ary fanarahana ny baikon’ny avy any ivelany fotsiny no nataon’ny mpitondra rehetra nifandimby teto hatramin’ny nahazoana ny fahaleovantena tamin’ny 1960, hoy ny Sekretera jeneralin’ny antoko Fihavanantsika, James Ratsima.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2010
Politique.Rasolofo René Efa Repoblika faha-6 no idirantsika izao !

Tsy tokony hohamaivanina mihitsy ny zava-nitranga sy ny zava-mitranga eto amin’ny firenena, hoy ny mpikambana FAT, Rasolofo René, ary mila dinihina tsara fa tsy atao maimaika ny famahana ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2010
Politique.Pierre Houlder Hatsangana ny governemantan’ny firaisam-pirenena

Fanatsarana fa tsy fanovana ny rafitry ny tetezamita misy amin’izao fotoana no tokony hatao, araka ny hevitr’i Pierre Houlder, mpikambana FAT. Tsy azo ekena mihitsy ny fananganana izany tetezamita Bis, araka ny feo mandeha etsy sy eroa izany, hoy i Pierre Houlder.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Aogositra 2010
Politique.Maintirano Niandry vasoka an’i Andry Rajoelina ireo Ben’ny tanàna

Fahasorenan’ny olom-bafidy no nateraky ny fitsidihana nataon’ny filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita tany Maintirano ny sabotsy 07 aogositra 2010 teo. Sambany tao anatin’izay 17 volana nitondrany izay no nitsidika ny faritra Melaky ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Aogositra 2010
Politique.Halohalika ny ranom-bary Mampiaka-peo ireo manamboninahitra

Ireo manamboninahitra nandaniana volam-panjakana nahafahany nantevim-pahaizana, saingy hadinon’ny fitondrana nifandimby sy ireo manamboninahitra nasandratry ny politika ireto mampiaka-peo ireto.

Hamaky ny tohiny
FTT