• Zoma 17 Septambra 2010
Politique.Nahavita sazy telo volana Nivoaka ny fonja i Manoela

Novitainy ny saziny 90 andro. Nivoaka ny fonja omaly misandratr’andro i Manoela. Nasaina notetezin’ity Tanora Tiako i Madagasikara ity ny fonjan’i Tsiafahy sy Antanimora namitany ny saziny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2010
Politique.Andry Rajoelina F’angaha hilatsaka indray ?

Nanamarika ny maro fa mila ho isan-kerinandro i Andry Nirina Rajoelina, filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, no mitety faritra. Hatramin’ny volana jolay no ho mankaty no tsikaritra io fivoahana io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2010
Politique.Raharimampionona Misesy ny dinika fa “zéro” no vokany

Voaresaka betsaka tao amin’ny Magro omaly ny amin’ny famotsoran-keloka dinihin’ny mpizaikan’ny fihaonambem-pirenena atao eny Ivato. Hafa ny atao hoe gadra politika sy ny mpanao politika migadra, hoy i Mektoub.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2010
Politique.Fihaonambem-pirenena Karamaina 1 hetsy isan’olona ny Mpizaika

Nitokona tsy nety nivoaka ny toerana nitobiany tetsy amin’ny LTPI Alarobia, omaly maraina, ireo mpizaika tokony hanatrika ny fihaonambem-pirenena teny Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2010
Politique.Monja Roindefo Tsenabe fa tsy fihaonambem-pirenena no atao eny Ivato ?

Anisan’ireo antoko tsy mandray anjara amin’ny fihaonambem-pirenena eny Ivato ny Monima tarihan’i Monja Roindefo, izay praiministra voalohan’izao tetezamita FAT izao, notendrena teny amin’ny kianjan’ny 13 mey, ary nailika moramora, taorian’ny satan’i Maputo avy eo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2010
Politique.Bary Rafatrolaza “Tsy mbola mety amintsika ny federalisma”

Ho an-dRafatrolaza Bary Emmanuel, diplaomaty malagasy teo aloha niasa tatsy Afrika Atsimo ary anisan’ireo mpiara-dia amin-dRaharinaivo mandray anjara amin’ny fihaonambem-pirenena dia mbola ny fanjakana tokana ihany aloha no mety amin’i Madagasikara sy mifanaraka amin’ny toe-tsain’ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT