Politique

Kongresin’ny tetezamita Maka toerana ny TGV


  • Talata 19 Oktobra 2010


Tinoka Roberto (TGV) ho an’i Toliara, Beza Seramila (Les AS) ho an’Antsiranana, Naharimamy Lucien Irmah (TGV) ho an’i Toamasina, Dr Rasamoelina Brigitte (Ampela Manao Politika) ho an’Antananarivo, Andriatsizehena Benja Urbain (UDR Fanovana) ho an’i Fianarantsoa ary i Navony Lenoble Pierre (ESCOPOL) ho an’i Mahajanga. Izy enina ireo no voafidy ho filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita, nandritra ny fifidianana izay natao omaly tao Tsimbazaza. Tsy nanana kandida ny ekipan-dRaharinaivo, maka toerana kosa ny TGV. Hitohy amin’ny fifidianana ireo kestora roa ny fivoriana anio. 

Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT