Politique

Kianjan’ny demokrasia Nibanaka ho azy


  • Talata 19 Oktobra 2010


Rehefa tsy raikitra ny fitsarana dia nanentana ny olona ireo mpitari-tolona mba hihazo an’Ambohijatovo. Nizotra nirodorodo teny an-toerana ireo olona ary niditra am-pilaminana ny Kianjan’ny Demokrasia. Nisy ny fifampiraharahana tamin’ny mpitandro ny filaminana ary teo no tapaka fa omena folo minitra hikabariana ao ireo mpitari-tolona. Tafiditra soa aman-tsara tao ireo mpitolona izay notarihan’ingahy Fetison sy Yves Aimé ary Tabera. Voahaja tanteraka ilay folo minitra nomena, folo minitra izay nambenan’ny mpitandro ny filaminana mitam-basy ihany koa. Nisongadina tamin’io fanomezana fitenenana io ny mbola hanentanana ny olona indray mba ho tonga hanohina ny antso anio eo Ambohijatovo hatrany. 

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT