Politique

Lalatiana Ravololomanana Mitohy ary tsy mijanona ny tolona


  • Alakamisy 21 Oktobra 2010


Nivantambantam-piteny toy ny ahalalana azy ny filohan’ny Manda ho an’ny Firaisam-pirenena, Lalatiana Ravololomanana ny alarobia 20 oktobra, ny ampitson’ny niantsoana ka nanadihadian’ny zandary azy teny Betongolo, raha nandray fitenenana tao amin’ny Magro Behoririka izy. “Manamafy aho fa mitohy ary tsy mijanona ny tolona na inona fampihorohoroana na fampitahorana, fanakantsakanana”, hoy izy. Nambarany fa “ny laharampamehana dia hametrahana ny tetezamita tena izy ary hodian’ny raiamandreny any ivelany, hirosoana amin’ny fifamelana sy fampihavanana”. Toy ny basy atifi-kavana koa ny nilazany fa “tsy maintsy miteny izy, satria iombonana i Madagasikara”. 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT