Politique

Propagandy Mangadihady ny tanŕna


  • Alakamisy 21 Oktobra 2010


Roapolo andro izay no lasa amin’ny fampielezankevitra ho an’ny fitsapan-kevi-bahoka momba ny lalàmpanorenana. Raha ny zavatra tsikaritra dia tsy rototra ny olona, mangadihady ny tanàna. Tsy ny eto an-drenivohitra ihany fa na any amin’ny faritany koa aza. Babangoana ny tabilao fametahana afisy. Ny sasantsasany no mba misy dika mitovin’ireny didim-panjakana sy didy hitsivolana milaza ny fifidianana ireny, fa foana kosa ny efitra natokana ho an’ny Komity mpanohana ny ENY sy ny TSIA. Mahita izany ny olona dia betsaka ny milaza fa resaka fotsiny angamba izany fifidianana izany fa tsy misy akory. 

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT