• Alakamisy 04 Novambra 2010
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Tsy mbola manana kandida ny eto Antananarivo Renivohitra !

Hatramin’ny andron’ny omaly tolakandro tamin’ny 4 ora sy 15 minitra dia tsy mbola nisy kandida ben’ny tanàna ho an’ny kaominin’Antananarivo renivohitra nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana teny amin’ny foiben’ny CENI eny Alarobia, araka ny tafa nifanaovana tamin’Atoa Hery Rakotomanana filohan’ity vaomiera mahaleotena mikarakara ny fifidinana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Novambra 2010
Politique.Ekipan’ny FAT Mitety faritra mizara vato-pifidianana sy vola !

Tsy tao Moramanga sy ny manodidina azy fotsiny no nahazoam-baovao mikasika ny fizarana vatom-pifidianana efa voakosoka eo amin’ny « Eny », fa ireo toerana rehetra nandalovan’ny mpitondra ny FAT sy ny mpikambana CST nanaovana fampielezan-kevitra rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Novambra 2010
Politique.Ankolafy 3 : Tonga nanohina ny antso Antananarivo

Sioka tokana, hoy ny fiteny dia tonga ny vahoaka. Izay no azo ilazana ny zava-niseho tetsy amin’ny kianjan’i Malacam omaly. Tonga nanohina ny antson’ny ankolafy Ravalomanana, Ratsiraka ary Zafy ireo vahoaka maro be.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Novambra 2010
Politique.Lalatiana Ravololomanana « Izaho samborina fa tsy ny vahoaka … »

Tsy miova amin’ny heviny ny ankolafy telo fa dia manohy ny tolona sy ny fitakiana mandra-pahatongany eny amin’ny kianjan’ny Demokrasia Ambohijatovo.

Hamaky ny tohiny
FTT