- Alatsinainy 08 Novambra 2010
Politique.Monja Roindefo tao Toliara Mampahory vahoaka ny FAT
Namaly ny antson’i Monja Roindefo sy ireo rehetra manohitra ny fitondrana tetezamita amin’izao fotoana ny vahoakan’i Toliara ary dia feno hipoka ny kianjan’Andaboly omaly tolakandro.
Hamaky ny tohiny
