Politique

Edgar sy Hajo Ady vaky ambatolampy


  • Zoma 26 Novambra 2010


Vao tsy manomboka akory ny fampielezan-kevitra dia efa raikitra ny fitadiavana dosie entina hifandetehana. Samy manan-kevitry ny hifaninana amin’ny fifidianana ho Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra mantsy ny roa tonta.  Dia lasa toa izany ny endriky ny fifidianana eto amintsika. Tsy ny hanosehana ny tena intsony no tena tanjona fa lasa ny fandetehana ny mpifaninana. Ny an’i Rija Rakotomalala izay anisan’ny mpifaninana aza moa dia vao any amin’ny fangalana fanamarinam-ponenana entina hamenoana ny dosie filatsahan-kofidiana dia efa raikitra sahady ny sakantsakana : tsy nomen’ny sefo Fokontany izay TGV mihitsy izany antontan-taratasy faran’izay bitika izany. Izany rehetra izany dia manome endrika sahady fa tsy ho moramora ity fifaninanana ho Ben’ny tanàna ity. 

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT