Politique

Raharaha BANI Zara raha nohenoina ireo voarohirohy


  • Alarobia 01 Desambra 2010


Araka ny loharanom-baovao dia fantatra fa tsy nofotorana lalina ireo manamboninahitra voarohirohy tamin’ilay raharaha teny amin’ny BANI rehefa natolotra ny Fitsarana. Tsikaritra noho izany fa tsy tahaka ny raharaha voalaza fa fanonganam-panjakana rehetra no nandraisana ity raharaha teny amin’ny BANI ity. Noraisina fotsiny ny fitanana an-tsoratra avy amin’ny zandary dia zara raha nohenoina tsirairay ireo miaramila fa avy hatrany nalefa eny Tsiafahy ny sasany ary ny hafa eny Antanimora. Raha ny fahita matetika amin’ny tranga tahaka itony dia avy hatrany mandeha ny famotorana ifotony ka ny zokiolona amin’ny mpitsara mpanao famotorana no manao izany. Tsy izay anefa no nitranga tamin’ity raharaha ity.

Rakoto Maxime

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT