Politique

Profesora Raymond Ranjeva Efa eto an-tanindrazana ary vonona hatrany


  • Talata 14 Desambra 2010


Mitory fahavononona avy amin’ny profesora Raymond Ranjeva ny fahatongavany omaly teny Ivato. Ambetin-teniny matetika ny hoe hanavotra ny tanindrazana. Tsy nitsoaka na nanao sambo nilentika tahaka ny fanaon’ny mpanao politika izy fa niverina soa aman-tsara taorian’ny dia nalehany tany ivelany, anisan’izany ny fandraisany anjara tamin’ny fivorian’ny Birao iraisam-pirenena momba ny asa. Omaly vao maraina be nanodidina ny tamin’ny telo ora no tonga izy niaraka tamin’ny vadiny. Raha tsiahiviina dia anisan’ireo voarohirohy tamin’ny resaka teny amin’ny BANI Ivato ity profesora sady mpitsara iraisam-pirenena ity. Taorian’ny fihainoana azy lalina dia nandeha tany ivelany ny tenany. 

Rakoto Maxime

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT