- Alatsinainy 20 Desambra 2010
Politique.Fifidianana depiote Hatao amboletra ny 16 martsa 2011
Nambara, noho ny hamehana, nandritra ny filazam-baovaon’ny Radio nasionaly Malagasy, amin’ny fiteny Malagasy ny alahady 19 desambra hariva ny fivoahan’ny didim-panjakana laharana 2010-1011 manaiky ny mpifidy amin’ny fifidianana solombavambahoaka hatao ny alarobia 16 martsa 2011.
Hamaky ny tohiny
