- Talata 21 Desambra 2010
Politique.Vakinankaratra Tsapatsapain’ny FAT
Hamaky ny tohiny
“Misy tsindry avy any ivelany fa tokony hivoaka rahampitso (anio) izy telo mirahalahy”, hoy ny Dr Julien tetsy amin’ny kianjan’ny Magro omaly. Efa iray volana mahery tokoa manko izao no teny am-ponja ireo mpitari-tolona telo mirahalahy dia i Fetison Rakoto Andrianirina, Zafilahy Stanislas, ary pastera Edouard Tsarahame.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Fanapahan-kevitry ny fitondrana tetezamita manokana ary tsy nakany ny hevitry ny Vaomiera mahaleotena momba ny fifidianana (CENI) ny namoahana ny datin’ny 16 martsa 2011 hanatanterahana ny fifidianana solombavambahoaka, raha ny nambaran’ny filohan’ny CENI, ny Maître Hery Rakotomanana.
Hamaky ny tohinyAnisan’ireo rafitra najoro tao anatin’ny fitondrana Fahefana Avon’ny Tetezamita ary hita any anatin’ireo karazana fifanarahana politika natao tany ivelany (Maputo) sy teto an-toerana ny Vaomiera mahaleotena momba ny fifidianana na CENI.
Hamaky ny tohiny20 desambra 2009 - 20 desambra 2010 : Herintaona katroka izao no nanendrena an’i Camille Albert Vital ho praiministry ny Fahefana Avon’ny Tetezamita.
Hamaky ny tohiny