- Alarobia 22 Desambra 2010
Politique.Fetison – Zafilahy – Pastera Edouard Marary any am-ponja
Omaly no niakatra tetsy Anosy indray ry Fetison Rakoto Andrianirina sy ny mpiara-mitolona taminy eo anivon’ny ankolafy telo, tsy iza izany fa i Zafilahy Stanislas, depiote voafidy tao Vavatenina sady mpikambana ao amin’ny birao politikan’ny antoko Tiako I Madagasikara, sy ny Pastera Tsarahame Edouard, avy amin’ny ankolafy Zafy Albert.
Hamaky ny tohiny
