Politique

Kolonely Charles sy Cemgam Tsy mety raikitra ny fampifanatrehana


  • Zoma 24 Desambra 2010


Omaly no voatondro fa hiakatra ao Anosy ny Kolonely Charles Andrianasoavina izay nangataka fifampifanatrehana mivantana amin’ny lehiben’ny Etamazaoro jeneralin’ny tafika Malagasy na Cemgam, ny jeneraly Ndriarijaona André. Raha ny fantatra dia nentina tao amin’ny sojaben’ny mpitsara mpanao famotorana io manamboninahitra kolonely io. Nohainoina tao izy. Tsy hita teny an-toerana kosa ny Cemgam izay anisan’ny andrandrain’ny maro ny fifampifanatrehan’izy mirahalahy. Raha ny zava-misy mantsy dia nanaiky ny fifampiraharahana ireo manamboninahitra izay voalaza fa nikomy. Inona ary ny ao ambadik’io fifampiraharahana io ? Ao anatiny ve ny famonjana ireo manamboninahitra ? Mampametra-panontaniana ny mpanara-baovao izany... 

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT