Politique

Manoela Tanora TIM Ny fiverenan-dRavalo sy Radidy no mampilamina ny tanŕna


  • Zoma 07 Janoary 2011


“Efa miteny ny marina ireny ny kôlônely Charles raha nilaza ny fanonganam-panjakana niarahany tamin’i Andry Rajoelina”, hoy i Manoela, mpitari-tolona avy ao amin’ny tanora Tiako i Madagasikara, “Ka raha tena manam-pitiavana marina araka ny tarigetran’ny Repoblika faha-4 voizina ankehitriny ny fitondrana FAT dia aza asiana romoromo ny fiverenan-dRavalomana Marc sy ny firotsahany ho fidiana ho filoham-pirenena ho avy. Avelao ny vahoaka no hitsara amin’izay nataon’ny tsirairay avy ao anatin’ny fifidianana iarahana mikarakara ary madio sy mangaraharaha. Ny nanenjehana an-dRavalomanana hatramin’izay dia ny resaka 7 febroary”, hoy ihany ity mpitari-tolona ity, “fa nisy koa ny raharaha 10 aogositra nahitana fahavoazana be lavitra noho iry voalohany aza nefa ahoana no hoe avela hirotsaka sy hiverina an-tanindrazana malalaka ny Amiraly Didier Ratsiraka fa ny Prezida Ravalomanana tsy avela ?”. “Raha mahazo milatsaka daholo ny rehetra dia milamina Madagasikara”, hoy ny namaranan’i Manoela ny teniny. 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT