- Talata 18 Janoary 2011
Politique.Raharinaivo sy ny tariny Tafita vao rendrika ?
Na dia teo aza ny fanambarana nataon’i Andry Rajoelina ny zoma 14 janoary teo dia mbola mitohy hatrany ny fihaonana sy fifampidinihana eo amin’ireo ankolafy politika maro samihafa, ho fikarohana ny marimaritra iraisana amin’ny famahana ny krizy.
Hamaky ny tohiny
