• Alarobia 19 Janoary 2011
Politique.Ralaiseheno Guy Maxime Hivoaka ny fonja

Vita amin’ity herinandro ity ny roa volana an-tranomaizina sazy nihatra tamin-dRalaiseheno Guy Maxime, Ben’ny tanànan’Ankaraobato, distrikan’Antananarivo Atsimondrano, sady filohan’ny Fikambanan’ny Ben’ny tanàna manerana ny nosy (AMM).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Janoary 2011
Politique.TIM sy ny ankolafy Ravalomanana Hanetsika indray ny “base” ao Toamasina

Hanomana fety miavaka ao amin’ny CEG Radama I ny antoko Tiako i Madagasikara sy ny ankolafy Ravalomanana Toamasina, ny sabotsy 22 janoary izao, hampisehoany fa mbola misy sy mbola velona ary mbola manana ny heriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Janoary 2011
Politique.Fikambanan’ny Mpianatra Ankatso Mitsipaka an’i Tongavelo Athanase

Feno ny kapoaka. Tsy mankasitraka ny mbola hitantanan’i Tongavelo Athanase ny ministeran’ny fampianarana ambony intsony ireo “Associations Pédagogiques” avy amin’ny fakiolte sy sekoly samihafa eny anivon’ny oniversiten’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Janoary 2011
Politique.Fitantanana ny AREMA Nihemotra indray i Pierrot ?

Nangingina indray ny eo anivon’ny antoko Arema taorian’ilay fiantsoana mivantana an’i Pierrot Rajaonarivelo hitantana ny antoko.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Janoary 2011
Politique.Pierre Tsiranana Mamonovorona sa hametra-pialana ?

Sarisarinteny ihany koa no namalian’i Pierre Tsiranana mpikambana ao amin’ny filankevitra ambonin’ny tetezamita ny kabary nifandimby teny Iavoloha momba ilay resaka sambo, ka nilazany fa tsy izay rehetra rendrika eny afovoan-dranomasina akory dia hovonjen’ny sambo mandalo avokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT