- Talata 18 Janoary 2011
Politique.Fanendrena Praiministra iraisana Miandry amin’ny faran’ny volana
Na milaza ho dodona amin’ny fanendrena praiministry ny marimaritra iraisana aza ny tao Ambohitsorohitra dia fantatra izao fa mbola any amin’ny faran’ny volana janoary any vao ho fantatra ny olona hitana io toerana eny Mahazoarivo io, ka hitarika ilay governemantan’ny fisokafana taratry ny firaisam-pirenena.
Hamaky ny tohiny
