- Alarobia 26 Janoary 2011
Politique.Vyvato Rakotovao Tsy maintsy atsangana ny governemantan’ny firaisam-pirenena !
Ho an’i Vyvato Rakotovao avy amin’ny TIM miara-dalana amin-dRaharinaivo Andrianatoandro dia tsy azo ihodivirana ny fametrahana ny governemantan’ny firaisam-pirenena, ahitana ny solontenan’ny vondrona politika rehetra eto amin’ny firenena satria izay no tapaky ny maro an’isa tany amin’ny fihaonambem-pirenena, sy voarakitra ao anatin’ilay fifanarahana politika nosoniavina ny 13 aogositra 2010 teny Ivato.
Hamaky ny tohiny
