- Alarobia 26 Janoary 2011
Politique.Mahatafa Armand Malailay fonosana amin’i Mamy Rakotoarivelo
Tsy lanilanin’ny vavonin’ny antoko TIM miara-dia amin-dRaharinaivo Andrianatoandro ny fikatsahan’i Mamy Rakotoarivelo hihazona ny toeran’ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita.
Hamaky ny tohiny
