• Alakamisy 27 Janoary 2011
Politique.26 janoary 2009 : Alatsinainy Mainty «Tsy anjarantsika ny mamalifaty», hoy i Marc Ravalomanana

Ny fandefasana horonan-tsary nampiseho ny zava-nisy ny «Alatsinainy Mainty : 26 janoary 2009» no nanamarika ny tolom-bahoaka tao amin’ny Magro Behoririka omaly alarobia 26 janoary 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Janoary 2011
Politique.Fahefana avon’ny tetezamita Mifandrahona ny samy mpitondra

Nitsingerina omaly ny faharoa taonan’ny «Alatsinainy Mainty». Tsy afa-bela tamin’izany i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Janoary 2011
Politique.Rajoelina sy Vital Tonga amin’ny tsotsorimamba isarahana

Hifarana eto ny fiarahan’i Andry Rajoelina sy Camille Vital anaty fitondrana rehefa niara-dalana tao anatin’ny 13 volana teo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Janoary 2011
Politique.Alatsinainy Mainty 2009 Hotsarovana ao Magro Behoririka

Niavaka tamin’ny andron’ny omaly talata 25 janoary ny fahatongavan’ny delegasiona mafonja avy any Antsirabe tao amin’ny Kianja Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
FTT